Entrée mitory (tory)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra: Mahay mitory teny io mpitondra fivavahana io [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to preach, to accuse [Hallanger 1973]
Définition française   prêcher; accuser [Hallanger 1974]
Morphologie  
mitory
nitory
hitory
mitoria

Entrée mitory (tory)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manasilaka ny tsiratsirany: Mitory zavamaniry hatao kofehy [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mitory
nitory
hitory
mitoria
Mots composés, titres, noms  

Entrée mitory (tory)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Miampanga amin' ny manampahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Mahazo mitory ianao fa tsy raharahako
¶ Manambara, milaza: Tsy mamaly ianao rehefa anontaniana; mitory izany fa ianao mihitsy no nanao io hadisoana io [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mitory
nitory
hitory
mitoria

Entrée mitory (tory)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manisy soritra manelanelana na manavaka: Mitory tanimbary [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mitory
nitory
hitory
mitoria

Mis à jour le 2013/05/23