|
|
|
|

Entrée1 aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay
Mots élémentaires  2aza, 3aterana, 4hira, 5indray, 6milaza, 7tsy, 8mahay
Partie du discours  9 locution
Explications en malgache  10enti-milaza ny olona ilam-pihavanana, ampisehoana faniriam-pisakaizana, nefa izy indray no tsy manotraka firy. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12