|
|
|
|

Entrée (1/2)1  indray
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy?
Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any
Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. [1.1]
Explications en anglais  4  again; in the second place [1.2, 1.7]
5  the second time; at times, sometimes [1.2]
Explications en français  6  encore une fois; de nouveau [1.8]
Exemples  7  Ho avy indray ny tantara terena. [2.4]
8  I Dada indray no voatendry tamin' izany. [2.472]
Dérivés 
Adverbes :
Tous les mots composés  10  27 combinaisons de indray

Entrée (2/2)11  indray
Partie du discours  12  Non spécifié
Explications en malgache  13  [1.78]

Anagrammes  14 dirina, 15 indray

Mis à jour le 2025/09/20