| Entrée | 1 maneho |
| Radical | 2 seho |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mamboraka mba ho hita, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no lazaina): Maneho fahendrena izany fihetsika izany ~ Tonga izahay, tompoko, haneho fiaraha-miory aminareo [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to exhibit, to display [1.7] |
| Explications en français |
6 montrer, exhiber [1.8] 7 présenter, montrer, faire apparaître, exhiber, représenter, révéler [1.13] |
| Exemples |
8 Ny tapatapany amin' ny tantaram-pirenena iankinan' ity lahatsoratra ity dia maneho zava-marina avokoa.
[2.472]
9 maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. [2.470] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 14 hemano, 15 maneho, 16 mañohe, 17 mohàñe |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|