Entrée mihaona (haona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy
Mitovy hevitra: mifanehatra ~ mifanena ~ mifanojo ~ sehatra ~ sendra ~ sendra mahita ~ tohatra ~ tojo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to meet with some one, to meet, to join, to unite with. [Richardson 1885]
 to meet with [Hallanger 1973]
Définition française se rencontrer [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihaona
nihaona
hihaona
mihaonà
Exemples 
1Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona. [Rajohanesa: Kintana]
2Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana. [Andriamalala: Ranomasina, page 59]
Citations 

Entrée mihaonà (haona)
Partie du discours impératif du verbe actif mihaona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]

2012/08/06