Entrée sehatra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée sehatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra!
¶ Toeram-pisehoana eo anatrehan' olona maro: Aza menatra miseho sehatra [Rajemisa 1985]
   toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   a stage; the theater [Hallanger 1973]
Définition française   estrade; le théâtre [Hallanger 1974]
Définition française   lieu de rencontre [SLP: Voambolana]
Mots composés, titres, noms  
Analogie   banja ~ kianja

Entrée sehatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bezanozano] rihana amin'ny trano [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] karazana valindrihana fametrahana entana [Rakotosaona 1972]

2013/06/11