Entrée tohatra
Partie du discours nom
Définition malgache Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy
¶ Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [Rajemisa 1985]
 fandehanana vita ambaratonga [SLP 1986]
Définition anglaise a ladder, a staircase [Hallanger 1973]
Définition française escalier [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
 échelle [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
tohatra
toha-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Niakatra ny tohatra izy; [Andriamalala: Taolambalo, page 54]
2Tohatra hazo an-trano no miakatra any. [Andraina: I Vola, page 80]
Citations 
Illustrations 

Entrée tohatra
Partie du discours nom
Définition malgache Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [Rajemisa 1985]
Définition française mamelles des vaches, des animaux [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée tohatra
Partie du discours participe
Définition malgache Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [Rajemisa 1985]
Définition française qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [Abinal 1888]
Dérivations 
Morphologie 
tohatra
tohara

2019/08/17