Entrée toharana (tohatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana tohatra: Maizina ny andro, azo tsilovina; lalina ny rano, azo lakanina; lalina ny hady, azo toharana, fa ny ratsy atao tsy mba azon-kevitra (fitenenana) [1.1]
Morphologie 
Présent : toharana, toharako, toharanao, toharany, toharantsika, toharanay, toharanareo, toharan', toharan-, toharam-, tohara-
Passé : notoharana, notoharako, notoharanao, notoharany, notoharantsika, notoharanay, notoharanareo, notoharan', notoharan-, notoharam-, notohara-
Futur : hotoharana, hotoharako, hotoharanao, hotoharany, hotoharantsika, hotoharanay, hotoharanareo, hotoharan', hotoharan-, hotoharam-, hotohara-
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20