Entrée manohitra (tohitra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika
Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy
Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho
Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany
Mitovy hevitra: mamaly ~ manao valy boraingona ~ manao valy boribory ~ manao valy matevina ~ manao vato manoha riana ~ manao vola manoha randrana ~ mandrava laka ~ mandà ~ maniho ~ manipaka ~ manohana ~ manosibohon-tanana ~ mianjona ~ mibohika ~ mibohitra ~ mibohy ~ midrikina ~ mihenahena ~ mihifika ~ mihirihiry ~ mikahankahana ~ mikibohitra ~ misitra ~ mitohitra ~ mitsipaka ~ mitsivalana [1.1]
 Manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13]
Explications en français Contrarier [1.13]
Exemples 
1Koa raha manohitra izy dia miady. [1.436]
2Izay manohitra afatory, agigigigio; [2.357]
3Kanefa misy setriny manohitra izany. [1.38]
Morphologie 
Présent : manohitra
Passé : nanohitra
Futur : hanohitra
Impératif : manohera
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/26