Entrée mitsivalana (tsivalana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tsy mitsangana fa mandry mibahana: Misy hazo mitsivalana eo amin' ny fidirana ao am-pahitra
¶ Mibahana manao izay tsy hahatanteraka zavatra iray: Rakoto no nitsivalana tamin' ilay hevitrao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsivalana
nitsivalana
hitsivalana
mitsivalàna
Exemples Amin' ny lavaka roa mifanakaiky, latsaka kely noho ny indray mandingana ny elanelany na mitsotra na mitsivalana. [Andraina: Mitaraina, page 16]
Citations 

2013/05/29