|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihenahena
Radical  2 henahena
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina.
5 Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona?.
6 Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy.
7 Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay. [1.1]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)13  mihenahenà
Radical  14 henahena
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mihenahena [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  16 mihenahenà, mihenahena, 17 minehaneha, minehanehà

Mis à jour le 2025/11/10