Entrée malina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mitsinjo ny ho avy ka misoroka ny loza na fahavoazana mety hihatra: Lehilahy malina Rakoto ka mitondra elo izy isaky ny ny mivoaka raha fahavaratra
¶ Mitandrina fatratra: Aoka ho malina amin' ny teny sy ny ataonao ianao. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise sober, prudent, circumspect [Hallanger 1973]
Définition française sobre, prudent [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
malìna
Citations 

Entrée malìna (malina)
Partie du discours impératif du verbe actif malina [liste complète]
Définition française soyez prudent [Abinal 1888]

2012/09/06