|
|
|
|

Entrée1  hamalinana
Radical  2 malina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao. [1.1]
Synonymes  5 fahamalinana

Mis à jour le 2025/09/12