|
|
|
|

Entrée1  fahamalinana
Radical  2 malina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana: jerena ny aloha, todihina ny ao aoriana. Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao [1.1]
Explications en anglais  5 carefulness, prudence [1.7]
Explications en français  6 prudence, circonspection [1.8]
Synonymes  7 hamalinana

Mis à jour le 2025/09/12