Entrée hamalina (malina)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny hamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy [Rajemisa 1985]
Synonymes fahamalina

2010/05/18