|
|
|
|

Entrée (1/4)1  leo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana [1.1]
Explications en anglais  4  has had enough and too much; disgusted
drunk [1.7]
Explications en français  5  qui en a assez; dégoûté [1.3#4011.8]
6  ivre [1.3#4011.8]
7  indisposé par un narcotique [1.3#4011.8]
8  qui n'en veut plus
assoupi, étourdi [1.3#401]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Tous les mots composés 
Synonymes  19  leony
Analogues  20  tofoka, boboka, tohina, tola, monaina, monamonaina, mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot leo

Entrée (2/4)22  leo
Partie du discours  23  adjectif
Explications en malgache  24  (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho
Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1]
Explications en anglais  25  equalled, matched, overcome [1.2]
26  borne, sustained [1.2, 1.7]
Explications en français  27  supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre:
Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3#401]
28  supporté [1.8]
Dérivés 
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés 

Entrée (3/4)39  leo
Partie du discours  40  nom
Explications en malgache  41  laona [Bara, Tanosy] [1.78]

Entrée (4/4)42  leo
Partie du discours  43  adverbe [Liste complète]
Explications en anglais  44  to-day [Provincial] [1.2#390]
Vocabulaire  45  Temps

Anagrammes  46 elo, 47 leo, 48 ole

Mis à jour le 2025/09/20