Entrée (1/2) | 1 kofehy |
Radical | 2 fehy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Zavatra amehezana na anjairana, ka mety ho taretra fanjairana izay, na tady mahazaka, na tady kely amehezana entana [1.1] |
Explications en anglais |
5 string. [1.2] 6 string thread [1.7] |
Explications en français |
7 fil, ficelle [1.8] 8 fil [1.13] 9 (dans toute l'île) (de ko- préfixe augmentatif, et fehy : action de lier, d'attacher). Nom général des fibres et des écorces qui en fournissent. Surtout réservé aux fibres de corderie. Pour les fibres textiles, on précise kofehy azo tenomina. Voir l'étude de P. Boiteau et G. Rason : Ny zavamaniry ahazoana kofehy azo tenomina. (Les plantes à fibres textiles de Madagascar) dans la revue en langue malgache : teny soa sy mpamafy n° 30 juin 1943, p. 90-94, en langue malgache. [1.196] |
Exemples |
10 Matokia manenona, fa tsara kofehy hanenjana. [2.346#23] 11 Ary ny vololony nozahany ka misy kofehy mafy. [1.436#] |
Mots composés |
|
Article |
20 Randzavola: kofehy ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 21 kofehy |
Radical | 22 fehy |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en malgache |
24 Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (Jereo koa: ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) [1.1] |
Synonymes | 25 solonkofehy |
Mis à jour le 2023/05/24 |