Entrée (1/3) | 1 isa |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila 4 Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [1.1] |
Explications en anglais |
5 one, each, every [1.7] |
Explications en français |
6 est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [1.3] 7 un, chacun [1.8] |
International |
8 1 9 I [3.1] |
Exemples |
10 Tokony ho 80 no isany [2.649#1128] 11 Tsy hita isa ny vahoaka [2.366#PAGE#72] 12 fa miovaova isan|isamandro, isan|isam-bolana, isan|isam-taona [2.59#292] 13 Ny hetra aloa dia variraiventy isan|isam' olo-miaina sy vary roa vata isan|isam-pangady [2.508#442] |
Vocabulaire |
14 Mathématiques: arithmétique |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 21 iray, iraika |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Titres | 50 Tantaran' i Madagasikara isam-paritra (Randriamamonjy Frédéric) |
Tableaux et planches |
51 Les nombres 52 Addition 53 Multiplication |
Article |
54 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Entrée (2/3) | 55 isa |
Partie du discours | 56 nom |
Explications en malgache |
57 Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila. 58 Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo... 59 Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy). 60 Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [1.1] |
Explications en anglais |
61 a number [1.7] |
Explications en français |
62 nombre [1.3, 1.8, 1.13] 63 numéro [1.3, 1.8] 64 action de compter [1.3] 65 cardinal [1.13] |
Vocabulaire |
66 Mathématiques: arithmétique |
Analogues | 67 fanisanavaovaoandriamihaja |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
115 Addition 116 Multiplication |
Article |
117 Randzavola: isa ao amin' ny Baiboly |
Entrée (3/3) | 118 isa |
Partie du discours | 119 nom |
Explications en malgache |
120 Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao. [1.1] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 124 isa, sia |
Mis à jour le 2024/10/03 |