| Entrée (1/3) | 1 fanisana |
| Radical | 2 isa |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fijerena ny isan-javatra na isan' olona.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 the act of counting.
[1.7] |
| Explications en français |
6 l'action de compter.
[1.3, 1.8] 7 pointage, enregistrement, recensement. [1.13] |
| Exemples |
8 fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila;
[4.27]
9 Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra. [2.472] |
| Tous les mots composés | 10 3 combinaisons de ce mot |
| Article | 11 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Entrée (2/3) | 12 fanisana |
| Radical | 13 sisa |
| Partie du discours | 14 nom |
| Explications en malgache |
15 Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana.
[1.1] |
| Explications en français |
16 l'action de laisser des restes, la cause.
[1.3] |
| Entrée (3/3) | 17 Fanisana |
| Partie du discours | 18 nom propre (livre biblique) |
| Explications en malgache |
19 (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany..
[2.611] |
| Explications en anglais |
20 Numbers: one of the books of the Bible.
[3.1] |
| Explications en français |
21 Nombres: un des livres de la Bible.
[3.1] |
| Vocabulaire | 22 Ecritures Saintes |
| Synonymes | 23 nomery, nomery, nomery |
| Article | 24 Randzavola: Fanisana |
| Anagrammes | 25 fanasina, 26 fanisana, Fanisana, 27 fasinana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|