Entrée manisa (sisa)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tanala] mamela sisa [Rakotosaona 1972]
 Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko!
¶ Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manisa
nanisa
hanisa
Citations 

Entrée manisa (isa)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako
¶ Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to count [Hallanger 1973]
Définition française compter, énumérer, mettre au nombre. Mahay manisa sahady ity zaza kely ity: ce petit enfant sait déjà compter. [Abinal 1888]
 compter [Hallanger 1974]
Définition française compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [SLP 1986]
Vocabulaire 
Morphologie 
manisa
nanisa
hanisa
manisà
Mots composés, titres, noms 
Exemples Manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly". [Andriamalala: Ranomasina, page 36]

Entrée manisà (isa)
Partie du discours impératif du verbe actif manisa [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/04