Entrée (1/2) | 1 irery |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [1.1] |
Explications en anglais |
4 solitary, alone [1.7] |
Explications en français |
5 seul [1.3#282, 1.8] 6 sans compagnon [1.3#282] 7 solitaire [1.8] |
Exemples |
8 Ny vy tsy hiko-rontana irery; [2.245] 9 Izaho irery sisa no tokan-tena. [2.643] 10 Izay mandeha irery|drery dia mipetra-irery|drery tahaka ahy [2.4#96] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot irery |
Entrée (2/2) | 17 irerỳ |
Radical | 18 ir |
Partie du discours | 19 pronom |
Explications en malgache |
20 Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [1.1] |
Explications en anglais |
21 those far away (in sight), plural of iry [1.7] |
Explications en français |
22 ceux-là , bien loin (visibles); pluriel de iry [1.8] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
25 Tous les pronoms 26 Tous les pronoms |
Anagrammes | 27 irery, irerỳ, irery, irerỳ |
Mis à jour le 2023/01/21 |