|
|
|
|

Entrée1  vy tsy mikitrana irery
Mots élémentaires  2 vy, 3 tsy, 4 mikitrana, 5 irerỳ
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 raha misy miady, matetika saika samy manana hadisoana ihany na ny an-kilany na ny an-daniny. [1.1]
Exemples  8  Mba fotory lalindalina kokoa fa vy|tsy mikitrana irery anie vy|tsy mikitrana irery e! [2.643]

Mis à jour le 2025/09/12