|
|
|
|

Entrée1  fehy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana
4  Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores. [1.1]
Explications en anglais  5  a tie, a knot
6  superintendence, guidance, inspection, control, presiding care. [1.2]
7  the act of tying; a knot [1.7]
Explications en français  8  action de lier; noeud [1.8]
Exemples  9  Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356]
10  ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny
ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy
ny zanak'olona tsy azo atao izany
[2.131]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Analogues  16  1.1=vona=fatotra=rohy=fehy maty=fehy singory=fehy handrotra=tadivavarana
Mots composés 

Anagrammes  47  fehy, hefy

Mis à jour le 2023/09/04