Entrée | 1 tadivavarana |
Mots élémentaires | 2 tady, 3 vavarana |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby [1.1] |
Explications en anglais |
6 [tady vavarana]
a noose [1.2] |
Exemples |
7 Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana
[2.996]
|
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 9 tady voavarana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |