| Entrée | 1 ifampifehezana | 
| Radical | 2 fehy | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Exemples | 4   Ny teny no amolahana ny tontolo, ifampifehezana ao amin' ny fiarahamonina, ampitana ny fahalalana rehetra.
[2.606] 5 fara fahabetsany dia mety hifankahay amin' ny famoahana fitsipika ifampifehezana tokony hanampy ny Lalàm-pifidianana izy ireo. [4.27] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 9 teny midina ifampifehezana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |