Entrée enina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise six [Hallanger 1973]
Définition française six [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Définition internationale 6 [3.1]
Vocabulaire 
Dérivations 
Tableaux et planches Les nombres
Addition
Multiplication
Exemples Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina. [Andriamalala: Ranomasina, page 45]
Citations 
Articles 

Entrée enina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [Rajemisa 1985]
Exemples Kibobo tsy enina ny vary va aho
ka hanery ny vato madinika?
[Fox: Hainteny, numéro 249]

2015/01/20