Entrée faheniny (enina, -ny)
Partie du discours nom
Définition malgache Famarana ampahenin' ny vary iray (20 litra) [Rajemisa 1985]
Exemples 
1ary nilaza fa raha ny harena avy amin drai-beny anànany faheniny, dia tsy omen-jaza hafa; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 176]
2Zandiana volonondry enina metatra / Vary akotry faheniny / Mangahazo iray harona / Voatavo roa. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 318]
Citations 

2019/08/17