Entrée | 1 endrika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny fandehan' ny tarehy, ny tokotanin-tarehy: Mitovy endrika amin-dreniny io zazavavy io Ny fisehoana ivelany: Mamitaka ny endri-javatra matetika Ny bika: Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra 4 [1.13] tarehy |
Explications en anglais |
5 [1.7] image, form, visage, face |
Explications en français |
6 [1.3#126] La forme, la figure, les traits, la tournure, l’air, la mine, l’extérieur, l’apparence, l’image 7 [1.8, 1.13] forme 8 [1.8] figure; tournure 9 [1.13] visage |
Exemples |
10 endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4] 11 Mitovy endrika amin’ ny reniny izy (Il a les traits de sa mère) [1.3#126] 12 Nandritra iny ady iny anefa, niova endrika izany zavatra izany: [2.472] 13 Somary fohifihy kokoa noho izy sy marirandrirana endrika I Katy. [2.470] 14 endrim-pahalalana telo lafy (Forme de connaissance à 3 dimensions) [1.13] 15 Tsara endrika, manana endrika izy (Il a de belles formes, un bel extérieur) [1.3#126] 16 endrika voatsotra ho an'ny lalànam-potoana (Forme simple de la loi horaire) [1.13] 17 Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471] 18 Mora fitahin’ ny endri-javatra ny olona (On est facilement trompé par les apparences) [1.3#126] 19 Nataon’ Andriamanitra mitovy endrika aminy ny fanahintsika (Notre âme a été faite à l’image de Dieu) [1.3#126] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres | 42 Ilay endrika nanaitra tao amin' ny métro Odéon (Rapatsalahy Paul) |
Proverbes | 43 Proverbes contenant le mot endrika |
Anagrammes | 44 akendry, andreky, endrika, indreka |
Mis à jour le 2023/05/21 |