|
|
|
|

Entrée1  fahamendrehana
Radical  2  endrika
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  la beauté, la dignité, la convenance, le mérite [1.3#126]
5  éthique [1.66.fr#377]
Exemples  6  Mitovy fahamendrehana eo anivon' ny mpiara-belona ny olom-pirenena. [2.114]
7  Koa na tsy ho manamboninahitra amin' ny grady aza ialahy, dia ho manamboninahitra amin' ny fahamendrehana. [2.643]
8  Ary aoka ny fahaiza-miasa sy fahamendrehana manoloana ny kolikoly tsy ananana ahiahy mihitsy no hasehon' ireo vondron' asa roa ireo. [4.27]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Vocabulaire  11  Philosophie
Synonymes  12  hamendrehana

Mis à jour le 2025/09/12