Entrée endrikendrika (endrika)
Partie du discours nom
Définition française duplicatif diminutif [Abinal 1888]

Entrée endrikendrika
Partie du discours nom
Définition malgache Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao
Mitovy hevitra: hoso-dratsy ~ hoso-potaka ~ tombotomboka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise slander, insinuation [Hallanger 1973]
Définition française calomnie [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 fausse accusation [Abinal 1888]
 insinuation [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo. [Andraina: Mitaraina, page 208]
Citations 

2017/06/12