Entrée | 1 fanendrikendrehana |
Radical | 2 endrikendrika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana [1.1] |
Explications en français |
5 l'action de calomnier [1.3] |
Exemples |
6 Raha azo lazaina fa misy ambaratonga ny lainga, dia ny fanendrikendrehana no tampon-dohan' ny ratsy indrindra.
[2.285]
7 na fihetsika ivelany saingy miafina amin' ny olona fihatsarambelatsihy na fahafihinam-bava, fanendrikendrehana na fahafoizan-tena. [2.296] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |