|
|
|
|

Entrée1  dimy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila [1.1]
Explications en anglais  4  [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima]
5  limy is used in the provinces [Provincial] [1.2]
6  five [1.2, 1.7]
Explications en français  7  cinq [1.3, 1.5, 1.8]
International  8  5
9  V [3.1]
Exemples  10  Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy. [2.470]
11  Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471]
Vocabulaire  12  Mathématiques: arithmétique
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
18  Adverbes :
Synonymes  19  limy
Mots composés 
Toponymes 
Tableaux et planches  31  Les nombres
32  Addition
33  Multiplication
Article  34  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrammes  35  dimy, midy

Mis à jour le 2024/10/03