Entrée |
dimina
(dimy)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | Zaraina dimy: Nodimina ny lovanay [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to be divided into five [Richardson 1885]
|
Traduction française | à partager ou qu'on divise en cinq [Abinal 1888]
|
Morphologie |
dimina
dimiko
diminao
diminy
dimintsika
diminay
diminareo
dimin'
dimin-
dimim-
dimi-
| |
nodimina
nodimiko
nodiminao
nodiminy
nodimintsika
nodiminay
nodiminareo
nodimin'
nodimin-
nodimim-
nodimi-
| |
hodimina
hodimiko
hodiminao
hodiminy
hodimintsika
hodiminay
hodiminareo
hodimin'
hodimin-
hodimim-
hodimi-
| |
dimio | |
|
Exemples | Ary ny vola rehetra nialany ireo, Dia ho dimina; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 126]
|
|