|
|
|
|

Entrée (1/2)1  boboka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo iretoka tokony hafindra toerana
4  Voky na feno be loatra ka manjary leo: Boboky ny divay ny anao lahy vao niala tao ka mamo nidarabodraboka eran' ny arabe fotsiny
5  Lao, tofoka, tsy tia herika: Boboky ny fianarana, hono, Rabe
6  Rakotra bobongolo noho ny hamandoana be loatra ka manomboka ho simba: Boboka tato lahy ireto boky ireto noho ny hamandoana [1.1]
7  tofoka, leo [Sihanaka] [1.78]
Explications en anglais  8  soaked, full of water, saturated; satiated, sated. See bobaka. [1.2#94]
9  soaked; sated [1.7]
Explications en français  10  imbibé; dégoûté; [1.3#83, 1.8]
11  moisi, rassasié jusqu'au dégoût [1.3#83]
Exemples  12  andry boboka, poak' aty! [2.285#]
13  Raha tofoka ianao, izaho koa mba efa boboka. [2.529#]
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (2/2)23  boboka
Partie du discours  24  nom
Explications en anglais  25  the large pot for holding water. See sinibe. [Provincial] [1.2]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/07/29