| Entrée | 1 hazo boboka | 
| Mots élémentaires | 2 hazo, 3 boboka | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en anglais | 5   touchwood, so called, perhaps, because it is prepared by soaking in the rain [1.2#94] | 
| Exemples | 6   Hazo boboka hianjera
[2.1022#] 7 Miantehitra amin' ny hazo boboka? [4.27#] 8 Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |