Entrée | 1 Baiboly |
Partie du discours | 2 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. [1.38#115] 4 Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao [1.1] |
Explications en anglais |
5 the Scriptures, the Bible [1.2] |
Explications en français |
6 nom que les Protestants donnent à la Bible [1.3] |
Exemples |
7 Mamaky ny baiboly ny sasany. [2.445] 8 Mba nomena baiboly izy hamaky. [2.356] 9 Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny baiboly. [2.528] 10 dia ny mampiely baiboly homena ny olona tahanana baiboly; [2.59] 11 Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny baiboly ny anaran-dRadama. [2.649] |
Vocabulaire |
12 Ecritures Saintes |
Synonymes | 13 biblia |
Titres |
14 Abidin' ny Baiboly (Randrianasolo Bernard) 15 Diksionera amin' ny Baiboly (Evans) 16 Ny Baiboly (Rabary Jean-Joseph) 17 Ny Baiboly sy ny fampielezana azy amin' izao tontolo izao (Ramiandry J) 18 Ny Diksionary amin' ny Baiboly (Sibree James) |
Article |
19 Randzavola: Baiboly |
Table des Matières |
|
Mis à jour le 2024/01/22 |