| Entrée (1/3) | 1 antoka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3fiantsoana ho tsaraina.
[Taimoro]
[1.78] 4Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon' ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany itỳ faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon' ny vato. 5Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan' olona io trano io ka tsy azonao vidina. 6Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-potoana itỳ trano itỳ. 7Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany. [1.1] |
| Explications en anglais |
8pledge.
[1.2, 1.7] 9surety, surety-ship, responsibility. See adidy, andraikitra. [1.2] 10a guarantee; insurance. [1.7] |
| Explications en français |
11assentiment donné en levant la tête, appel en baissant la tête.
[1.3] 12caution, garantie. [1.8, 1.13] 13assurance. [1.8] 14sécurité, gage, hypothèque, aval. [1.13] |
| Exemples |
15 Azony antoka fa tsy hamitaka azy na oviana na oviana ny vadiny.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 237 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 24 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 25Randzavola: antoka na tsatoka ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (2/3) | 26 antoka |
| Partie du discours | 27 nom |
| Explications en anglais |
28a nod of assent..
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Entrée (3/3) | 32 antoka |
| Partie du discours | 33 nom |
| Explications en malgache |
34tsatokazo.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Explications en anglais |
35same as antoko, a trivet. See toko..
[Provincial]
[1.2] |
| Anagrammes | 36 antoka, 37 kantao, 38 katona, 39 kotana, 40 takona, 41 tanako, 42 tokana, 43 tonàka, tonaka |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|