|
|
|
|

Entrée1  antony
Radical  2 antoka
Partie du discours  3  nom antoka et pronom
Explications en malgache  4 Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako).
5 Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ. [1.1]
Explications en anglais  6 cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety). [1.2]
7 a cause; the object in view. [1.7]
Explications en français  8 cause, motif. [1.8, 1.13]
9 raison; la fin en vue. [1.8]
10 mobile. [1.13]
Exemples  11  Tsy hitako ny antony. [2.270#]
12  Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643#]
13  Vetivety dia fantatra ny antony. [2.472#]
Vocabulaire  14  Philosophie
Tous les mots composés  15  8 combinaisons de ce mot

Anagrammes  16 antony, 17 intona, 18 ontany, 19 tanino, 20 tonina

Mis à jour le 2025/11/09