| Entrée (1/2) | 1 antoko |
| Radical | 2 toko |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika.
5 Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika. 6 Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny. [1.1] |
| Explications en français |
7 catégorie, classe, parti, série.
[1.13] |
| Exemples |
8 Teo an-tokotany izahay, dia nanao antoko-mpihira iray.
[2.4#]
9 Io aloha dia porofon' ny fahalemen' ny antoko politika. [4.27#] 10 Eh, raha nahitan' ny olona antoko miaramila tonga tampoka! [2.270#] 11 Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [2.472] |
| Tous les mots composés | 12 3 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 13 antoko |
| Partie du discours | 14 nom |
| Explications en malgache |
15 tsatokazo, andry, andribe.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Explications en français |
16 pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa.
[Tankarana]
[1.19] |
| Anagrammes | 17 antoko, 18 kanoto, 19 kotano, 20 kotona, 21 tokona |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|