| Entrée (1/2) | 1 miantoka |
| Radical | 2 antoka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Milaza ny tena ho tompon' andraikitra momba ny zavatra Iray raha very na simba na tsy vita araka ny fifanarahana fo zavatra io, ka manao izay hiverenany na hahavitany: Aza matahotra ianao fa izaho no miantoka ny volanao nosamborin-dRakoto.
5 Milaza fa ny tena no tompon' andraikitra momba ny toetran' olona iray na zavatra iray: Izaho no miantoka io voampanga io fa aoelao aloha izy hody any amin' ny fianakaviany. 6 Mandray ho andraikitra ny fandoavana ny vola lany: Tsaboy tsara ity marary ity fa izaho no hiantoka izay lany. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to be surety for..
[1.2] 8 to guarantee; to carry the expense of; to insure, to go good for. [1.7] |
| Explications en français |
9 garantir; se charger des frais de; assurer.
[1.8] |
| Exemples |
10 Fantatro anefa fa tsy miantoka na inona na inona izany.
[2.472]
11 Miasa andro aman' alina ny sambo amin' ny fanondranana entana, saingy efa-dahy izahay no miantoka ny fanisana entana, ka roa lahy isaky ny miditra. [2.471] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 17 miantoka |
| Radical | 18 antoka |
| Partie du discours | 19 verbe actif |
| Explications en anglais |
20 to nod assent..
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 25 mañotaky, 26 manotika, 27 miantoka, 28 mikatona, mikatòna, 29 mikotàna, mikotana, 30 mitakona, mitakòna, 31 mitokana, mitokàna, 32 mitonàka |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|