Entrée alina
Partie du discours nom
Explications en malgache fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra
¶ haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [Rajemisa 1985]
Explications en anglais night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [Richardson 1885]
 night [Hallanger 1973]
Explications en français nuit [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  ankaly ~ lahaly
Exemples 
1aza manan'eritreritra hianao
hozaraiko ny andro sy ny alina
ka ny alina azy
ny antoandro anao
[Fox: Hainteny, numéro 46]
2Indray alina dia nanonofy Razaimalala. [Rajohanesa: Kintana]
Citations 
Articles 

Entrée alina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [Rajemisa 1985]
Explications en français qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [Abinal 1888]

Entrée alina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [Richardson 1885]
 ten thousand [Hallanger 1973]
Explications en français dix mille [Hallanger 1974]
Explications internationales  10 000 [3.1]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Les nombres
Exemples sy boriky arivo amby enina alina, [Baiboly: 4:031:034/Nomery 31:34..]
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot alina (1): Ambohipoloalina

Entrée alina
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Provincial] provincial for adina [Richardson 1885]

Mis à jour le 2021/11/28