|
|
|
|

Entrée1  abony
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony
4  famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy
5  fitaka atao olona an-kafetsena [1.1]
Explications en français  6  Fourberie, cajolerie [1.3]
Morphologie 
7  Simple :
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
Autres orthographes  12  abosy, ambosy
Analogues  13  risika, robo, tambitamby, safosafo, safovody, safosiaka, pasopasoka, roboka, doka, tsetsaka, taona, teny malefaka, ronono an-tavy, kobaka am-bava, lango malemy, volana hatenda, volana mahadradraka, fandriamalemy lafika, lokanga hisatra14  bontsina, fo omena, toho-tsofina15  fangopangoka, angoly, saroro, sarory, sodika, solia, sombia, sombe, vohony, vato mafana atolotra, fahan-dalitra, antohim-bato

Mis à jour le 2020/07/31