Entrée fanaboniana (abony)
Partie du discours nom
Définition malgache fanolikolena, famitahana olona amin' ny teny mamy na tambitamby; fanabosiana, fanabontsinana, famangopangohana [Rajemisa 1985]
Définition française la fourberie [Abinal 1888]
Analogie  fanabosiana ~ fambosiana

2013/09/29