Entrée (1/2) | 1 roboka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fandentehana ao anaty rano: Ataovy tsara roboka ao anaty rano nato ny landy [1.1] |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 21 roboka |
Partie du discours | 22 adjectif |
Explications en malgache |
23 Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka [1.1] |
Explications en français |
24 cajolé, séduit par la flatterie [1.3#541] |
Anagrammes | 25 boroka, 26 koroba, 27 roboka |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |