|
|
|
|

Entrée1  fandrobohana
Radical  2 roboka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanatsobohana, fanasaikana ao anaty rano: Toy izao no fandrobohana ny siny ao anaty rano.
5 Fambosiana, fitaomana, fanambatambazana hanao zavatra: Mitandrema tsara fa fondrobohana onao fotsiny izany teny mamy ataony izany. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12