|
|
|
|

Entrée 1  abosy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony
4 famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy
5 fitaka atao olona an-kafetsena [1.1]
Morphologie 
6  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Autres orthographes  17 abony, ambosy
Analogues  18  angoly, 19  antohim-bato, 20  bontsina, 21  doka, 22  fahan-dalitra, 23  fandriamalemy lafika, 24  fangopangoka, 25  fo omena, 26  kobaka am-bava, 27  lango malemy, 28  lokanga hisatra, 29  pasopasoka, 30  risika, 31  robo, 32  roboka, 33  ronono an-tavy, 34  safosafo, 35  safosiaka, 36  safovody, 37  sarory, 38  saroro, 39  sodika, 40  solia, 41  sombe, 42  sombia, 43  tambitamby, 44  taona, 45  teny malefaka, 46  toho-tsofina, 47  tsetsaka, 48  vato mafana atolotra, 49  vohony, 50  volana hatenda, 51  volana mahadradraka

Anagrammes  abosy, 52 Sobaì, 53 Sobay

Mis à jour le 2026/04/22