| Entrée | 1 kobaka am-bava | 
| Mots élémentaires | 2 kobaka, 3 vava | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en français | 5   paroles flatteuses, adulation [1.3] | 
| Exemples | 6   Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana.
[2.298] 7 Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra. [2.470] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |