|
|
|
|

Entrée (1/3)1 tanana
Radical  2tana
Partie du discours  3 participe
Explications en malgache  4 Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao
Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita
Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa
Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1]
Explications en anglais  5 to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2]
Explications en français  6 qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Tous les mots composés  114 combinaisons de ce mot
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)13 tanana
Partie du discours  14 nom
Explications en malgache  15 Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]
16 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens)
Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1]
Explications en anglais  17 the hand
the forelegs of quadrupeds [1.7]
Explications en français  18 la main, les mains [1.3, 1.8]
19 les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]
20 les manches des habits, etc. [1.3]
21 main, manche, rayon [1.5]
22 [tañana] main [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  23 Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472]
24 Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471]
25 Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470]
Morphologie 
26 Simple :
Dérivés 
Adverbes :
Vocabulaire  28 Biologie 29 Zoologie: (en général)
Holonyme 
Méronymes 
Co-méronymes 
Tous les mots composés  49133 combinaisons de ce mot
Proverbes  50 Proverbes contenant ce mot
Article  51Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Entrée (3/3)52 tana
Partie du discours  53 nom
Explications en malgache  54 Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1]
Explications en anglais  55 a town, a city (written with the accent) [1.7]
Explications en français  56 ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]
57 ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  58 eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131]
59 nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324]
Morphologie 
60 Simple :
Vocabulaire  61 Géographie: (en général)
Tous les mots composés  6227 combinaisons de ce mot
Proverbes  63 Proverbes contenant ce mot
Article  64Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Anagrammes  65 Natana, 66 tanana, tanàna

Mis à jour le 2025/11/02