Entrée (1/2) | 1 atsinanana |
Partie du discours | 2 nom |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
21 [1.1] Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. |
Explications en anglais |
22 [1.2] the east; atinanana is used in provinces. 23 [1.7] the east |
Explications en français |
24 [1.3#66, 1.8] est |
Exemples |
25 [2.472] Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
26 [2.499] Maloka ny avaratra atsinanana. |
Vocabulaire | 27 Espace |
Autres orthographes | 28 atinanana |
Antonymes | 29 andrefana |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Proverbes | 34 Proverbes contenant le mot atsinanana |
Entrée (2/2) | 35 Atsinanana |
Partie du discours | 36 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
37 [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina |
Vocabulaire | 38 Politique |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Tableaux et planches |
61 Les vingt-deux régions |
Illustrations |
|
Anagrammes | 62 anantsanay, atsananany, atsinanana, Atsinanana |
Mis à jour le 2025/08/22 |
![]() |