Entrée atsimo andrefana (atsimo, andrefana)
Partie du discours expression
Définition malgache sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Exemples Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' nv vodivona atsimoandrefana indrindra, iza. [Randzavola: Baiboly, page 569]

Entrée Atsimo Andrefana
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition malgache faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les vingt-deux régions
Illustrations 

2015/01/03